Teny iditra (1/5) | 1 misorona |
Fototeny | 2 sorona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny misorona io |
Teny iditra (2/5) | 10 misorona |
Fototeny | 11 sorona |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo |
Ohatra |
14 Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny misorona io |
Teny iditra (3/5) | 21 misorona |
Fototeny | 22 sorona |
Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.7] to be discreet |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance 27 [1.8] être discret |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny misorona io |
Teny iditra (4/5) | 35 misoroña |
Sokajin-teny | 36 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
37 [1.78] [Tambahoaka]
mivavaka 38 [1.78] [Tanosy] mangataka, mivavaka |
Teny iditra (5/5) | 39 misoròna |
Fototeny | 40 sorona |
Sokajin-teny | 41 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misorona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
43 [1.3] |
Fivaditsoratra | 44 isoronam, misorona, misoròna, misoroña, nirosoam, Nosimaro, somorina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |