|
|
|
|

Teny iditra1  misotro ny mangidy tsy telina
Singan-teny  2  misotro, mangidy, tsy, telina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sendra ny mafy mila tsy ho zaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/20