|
|
|
|

Teny iditra1  misy azy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roa aman-tany izao.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] quel sera ...
Singan-teny  5  misy, azy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07