Teny iditra mitabaka (tabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miely toy ny rano tondraka mihoa-pefy; miparitaka, miditra betsaka: Nitabaka tao an-dohasaha ny omby [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to defile, to pollute, as in tabaka
¶ to plunge into the water. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mitabaka
nitabaka
hitabaka
mitabaha

2010/05/14