Teny iditra mitaboika (taboika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivoaka avy anaty tany, vatolampy...: Mitaboika avy amin' ny vatolampy io rano io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bubble, to rise up in bubbles. [Richardson 1885]
Endriteny 
mitaboika
nitaboika
hitaboika

2010/05/14