Teny iditra mitaboretaka (taboretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka mibotetaka, mietsy, miletsy: Nitaboretaka ilay kisoa azon' ny taviny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitaboretaka
nitaboretaka
hitaboretaka
mitaboretaha

2013/05/14