|
|
|
|

Teny iditra1  mitadidy
Fototeny  2  tadidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] mitantara, mahatsiaro
5  [1.1] Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to remember, to recollect, to keep in the memory.
7  [1.7] to remember, to recollect
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] se souvenir, se rappeler
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  didy maty, mitadidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21