Teny iditra mitaditady (taditady (tady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mitaditady
mitaditadin'
mitaditadin-
mitaditadim-
nitaditady
nitaditadin'
nitaditadin-
nitaditadim-
hitaditady
hitaditadin'
hitaditadin-
hitaditadim-
Ohatra Asa angaha na nohafaran' i Vola koa izy hitaditady ahy rahefa mivoaka. [Andraina: I Vola, takila 94]

2014/10/27