|
|
|
|

Teny iditra1  mitafoaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tafoaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao
Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29