|
|
|
|

Teny iditra1  mitahiry
Fototeny  2  tahiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy
Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra
Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny
Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to keep, to take care of, to guard
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] conserver, garder
Ohatra  7  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
8  Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
9  mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mitahiry io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11