Teny iditra mitahontahona (tahontahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitavozavoza, mitaraikiraiky, midrahodraho: Mitahontahona koa izany raha zaza [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitahontahona
nitahontahona
hitahontahona

2010/05/14