Teny iditra (1/2) | 1 mitahy |
Fototeny | 2 tahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
manampy 5 [1.78] [Tanala] manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) 6 [1.1] Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mitahy |
Fototeny | 13 tahy |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] to bless |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.8] bénir |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 hitamy, mahity, mitahy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |