Teny iditra mitaikotaiko (taikotaiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitaikotaiko
nitaikotaiko
hitaikotaiko

2010/05/14