Teny iditra mitailana (tailana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Vilana, misomaradimbana, mitongilana ny ilany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitailana
nitailana
hitailana

2010/05/14