|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitaina
Fototeny  2  taina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka ve any ambanivohitra no mbola mitaina bozaka
5  [1.78] [Bezanozano] mandrehitra afo
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitainà
Fototeny  11  taina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  amainty, amianty, amintia, amitany, itainam, mainaty, maniaty, matiañy, matinay, mitainà, mitaina, taminay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07