Teny iditra mitaintaina (taintaina (taina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitebiteby amin' izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be in a hurry [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay avoir hâte, être pressé [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitaintaina
nitaintaina
hitaintaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31