Teny iditra | 1 mitaiza kely |
Singan-teny | 2 mitaiza, kely |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono |
Ohatra |
5 mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |