Teny iditra | 1 mitakemotra |
Fototeny | 2 takemotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra 6 [1.7] to shrink back in fear or shame |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] reculer par honte, par crainte |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |