Teny iditra mitakitsoka (takitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milentika, mitsoboka lalina dia lalina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakitsoka
Ny lasa : nitakitsoka
Ny hoavy : hitakitsoka
Filaza mandidy : mitakitsoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05