Teny iditra (1/2) | 1 mitakizina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 takizina |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina izao no tsy mampirehitra labozia ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to be in the dark |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] être dans l'obscurité |
Teny iditra (2/2) | 11 mitakizìna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakizina [Fitanisana] |
Fototeny | 13 takizina |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 itakizinam, mitakizina, mitakizìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |