Teny iditra mitakolaka (takolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] prov. for manakolaka
Endriteny 
mitakolaka
nitakolaka
hitakolaka
mitakolaha

2010/05/14