|
|
|
|

Teny iditra1  mitakolaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] prov. for manakolaka
Fototeny  5  takolaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  mitakolaka, mitolakàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02