Teny iditra mitakotra (takotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy takotra; manana ny takony, misarona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitakotra
nitakotra
hitakotra

2010/05/14