|
|
|
|

Teny iditra1  mitalaboboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#655] être en grand nombre, comme une foule, des sauterelles, du sable
Fototeny  5  talaboboka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  ambolobitaka, mitalaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21