Teny iditra mitalagaga (talagaga (gaga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin' ny tany dia miakatra eny ana habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be struck with amazement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être étonné, ébahi [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitalagaga
Ny lasa : nitalagaga
Ny hoavy : hitalagaga
Filaza mandidy : mitalaga
Tovy hevitra mitolagaga

Teny iditra mitalaga (talagaga (gaga))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20