Teny iditra |
mitambaby
(tambaby (baby))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity ¶ Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty ¶ Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | to lean on a block of wood, to lie on a wall. [Richardson 1885]
|
Endriteny |
mitambaby
| |
nitambaby
| |
hitambaby
| |
|
Ohatra | Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 53]
|
|