Teny iditra | 1 mitambaby |
Fototeny | 2 tambaby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to lean on a block of wood, to lie on a wall. |
Ohatra |
6 Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |