|
|
|
|

Teny iditra1  mitambatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tambatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity
10  [1.13] tsy misaratsaraka
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] to join, to be together
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.8] être joint; être réunis: être additionné
13  [1.13] en bloc
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mitambatra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10