Teny iditra | 1 mitambelona |
Fototeny | 2 tambelona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mody miaina rehefa avy torana: Efa nitambelona ve ilay ankizy safotra anikeheo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to come to, to regain consciousness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] reprendre connaissance; revenir à la vie |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 itambolenam, mitambelona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |