|
|
|
|

Teny iditra1  mitambesatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to weigh upon; to be heavily burdened
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#658] Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi)
6  [1.8] peser dessus
Ohatra  7  [2.470] Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany.
8  [2.472] Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo.
Fototeny  9  tambesatra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11