Teny iditra |
mitambitamby
(tambitamby (tamby))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To curry favour, to caress, to ingratiate oneself [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces [1.3]
|
Ohatra | Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitambitamby |
Ny lasa : |
nitambitamby |
Ny hoavy : |
hitambitamby |
Filaza mandidy : |
mitambitambaza |
|
|