Teny iditra mitambongana (tambongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitambatra mivongambongana: Mitambongana ny rononomandry [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitambongana
nitambongana
hitambongana

2010/05/14