|
|
|
|

Teny iditra1  mitambororotra
Fototeny  2  tambororotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy
Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao
Mitaredretra
Maty tsikelikely
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05