Teny iditra mitampody (tampody (fody))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] miverina androtriny nialana ihany [Rakotosaona 1972]
 Miverina amin' ny toerana nialana ny andro niaingana ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go to a place and return the same day. [Richardson 1885]
 to set out and come back the same day [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay partir en voyage et revenir le même jour [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitampody
nitampody
hitampody
mitampodia
Teny nalaina 

2012/09/23