Teny iditra mitaka (mitanàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitanatana vava noho ny figagana eo anoloan' ny zavatra mahazendana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitanaka
nitanaka
hitanaka

2010/05/14