Teny iditra mitanatana (tanatana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitanatana
nitanatana
hitanatana
Teny nalaina 

2010/05/14