Teny iditra mitandrendrena (tandrendrena (rendrena))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Manao adaladala, mitaraikiraiky [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être sot, stupide, niais, imbécile, maladroit, qui va ça et là bêtement [Abinal 1888]
Endriteny 
mitandrendrena
nitandrendrena
hitandrendrena

Teny iditra mitandrendreña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mitavozavoza [Rakotosaona 1972]

2014/09/25