Teny iditra mitanesaka (tanesaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitanesaka
nitanesaka
hitanesaka

2010/05/14