Teny iditra (1/2) | 1 mitangazona |
Fototeny | 2 tangazona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra |
Ohatra |
5 Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitangazòna |
Fototeny | 11 tangazona |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangazona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 itangazonam, itangozanam, mitangazòna, mitangazona, mitangozana, mitangozàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |