Teny iditra mitange (tange)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Miozona, mianiana [1.78]
  [Taisaka] Mianiana [1.78]

Teny iditra mitange
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mively rano [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31