Teny iditra mitangezaheza (tangezaheza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijanona mijoro tsy mandroso tsy mihemotra, miahanahana mijoro, mangezaheza: Nahoana no mitangezaheza eo am-baravarana fotsiny eo ianao? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitangezaheza
nitangezaheza
hitangezaheza

2010/05/14