Teny iditra mitangitrika (tangitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milentika ao anaty
¶ Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin' ny hozadra ny ra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitangitrika
nitangitrika
hitangitrika

Teny iditra mitangitrika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mihazakazaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06