Teny iditra | 1 mitangizaña |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mandà: Lehe mitangizaña añao tsa ho roso ko avelao aho añe (Raha mandà ianao tsy handeha dia avelao aho no ho any) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |