Teny iditra mitangongo (tangongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivory betsaka miavosa na mivory betsaka mifanakaiky mifanizina: Jereo ireto vitsika mitangongo akaikin' ny fitoeran-tsiramamy [1.1]
  [Sihanaka] mivangongo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Etre groupé ou se grouper tout autour, comme des poussins, des abeilles, des fourmis, des mouches ; être entassé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitangongo
Ny lasa : nitangongo
Ny hoavy : hitangongo
Filaza mandidy : mitangongoa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19