Teny iditra mitangy (tangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
 Mikarama, mandray vola na fanomezana mba hanekena hiray amin' olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitangy
nitangy
hitangy

2010/05/14