|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitanisa
Fototeny  2  tanisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao tanisa
Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak' adiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to enumerate
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] énumérer
7  [1.13] dénombrer, citer, énumérer
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)12  mitanisa
Fototeny  13  tanisa
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] to conjugate a verb
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.8] conjuguer un verbe
17  [1.13] conjuguer
Voambolana  18  Haiteny
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)23  mitanisà
Fototeny  24  tanisa
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]

Fivaditsoratra  28  amitsian, anitsiam, atsimina, itanisam, manitsia, masinaty, maty sina, mitanisa, mitanisà, mitsiaña, namitsia, samainty, tanisaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08