Teny iditra mitantavana (tantavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandalo tamin' ny tantavana: Rano efa nitantavana io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitantavana
Ny lasa : nitantavana
Ny hoavy : hitantavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05