|
|
|
|

Teny iditra1  mitapitapy
Fototeny  2  tapitapy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05