Teny iditra mitapoaka (tapoaka (poaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipoaka
¶ Misy tapoaka na boribory kely avy ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to explode, as of a burst bladder [Richardson 1885]
Famaritana frantsay faire explosion, retentir [Abinal 1888]
Endriteny 
mitapoaka
nitapoaka
hitapoaka

2014/09/03