|
|
|
|

Teny iditra1  mitapoaka
Fototeny  2  tapoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mipoaka
Misy tapoaka na boribory kely avy ao anaty rano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to explode, as of a burst bladder
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] faire explosion, retentir
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  atampokay, mitapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20